<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><hymn_number>4</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Mihobia ho an'i Jehovah,
 Ry tany rehetra.
 Manompoa an'i Jehovah amin'ny fifaliana,
 Mankanesa eo anatrehany amin'ny fihobiana.

[V2]
 Aoka ho fantatrareo
 Fa Jehovah no Andriamanitra,
 Izy no nanan antsika, ary Azy isika,
 Dia olony sy ondry fiandriny

[V3]
 Midira eo amin'ny vavahadiny amin'ny fisaorana.
 Ary eo an-kianjany amin'ny fiderana,
 Misaora Azy
 Mankalazà ny anarany.

[V4]
 Fatsara jehovah;
 Mandrakizay'ny famindram
 Ary ny mihatra amin'ny taranaka farama- i ndi mby
 Ny fahamarina-ny.

[V5]
 Hisaorana anie ny Ray sy ny Zanaka,
 Ary ny Fanahy Masina;
 Eny, hisaorana sy hankalazaina anie
 Andriamanitra mandraki-zay. Amen.</lyrics>
<title>Mihobia ho an'i Jehovah TS4</title>
</song>